Entry | 1 vava lalana |
Elementary words | 2 vava, 3 lalana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ny tendron' ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana [1.1] |
Examples |
6 Ny fanjakan' i Sakatovo no toy ny vavalalana miditra any Mahafaly avy ao avaratra atsinanana, tandrifin' i Bara izay niavian' ny fanafihana an' i Mahafaly indraindray.
[2.508#]
|
Anagrams | 7 valavalana, 8 vava lalana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |