| Entry | 1 vatofantsika |
| Elementary words | 2 vato, 3 fantsika |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha
[1.1] |
| Explanations in English |
6 (vato fantsika) an anchor, lit. a fixing stone, probably so called because a stone was the primitive form of anchor
7 also one who cannot leave his position or business. [1.2] 8 an anchor [1.7] |
| Explanations in French |
9 ancre
[1.8] |
| Examples |
10 Voankazo tsy fahita io ka samy faly erý ny mpandeha nihinana azy raha vantany vao tafakatra ny vatofantsika.
[2.356#]
|
| Vocabulary | 11 Navigation |
| Other spellings | 12 vato fantsika |
| Synonyms | 13 andrisa |
| Article | 14 Randzavola: vatofantsika ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/02 |
|