Entry | 1 vary mangatsiaka |
Elementary words | 2 vary, 3 mangatsiaka |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in French |
5 riz froid, cuit la veille travail , affaire inachevés et repris un autre jour [1.3] |
Examples |
6 vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory.
[2.324]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |