|
|
|
|

Entry1  varotry ny mananotena
Elementary words  2  varotra, 3  mananotena
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  varotry ny mpivarotra misalasala noho izy sady ta hahazo vola no toa tsy mahafoy entana [1.1]
Explanations in French  6  litéralement: commerce des veuves; figuré: vente faite avec hésitation, dans la crainte de se tromper [1.3]

Updated on 2025/09/12