|
|
|
|

Entry1 vanomainty
Elementary words  2vano, 3mainty
Part of speech  4 noun
Explanations in French  5 héron noir tacheté de blanc aux ailes. Ardea gularis, Bosc. [1.3]
Examples  6 Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Vocabulary  7 Zoology: birds

Updated on 2025/09/12