|
|
|
|

Entry (1/2)1  vango
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Tambahoaka] vely, famelezana
17  [1.78] [Taisaka] dona, vely
18  [1.78] [Tanala] famelezana, fikapohana
19  [1.1] Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana

Entry (2/2)20  vango
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.1] [Sakalava] Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa)
Explanations in French  23  [1.13] variété de poisson de mer
Vocabulary  24  Zoology: fishes

Anagrams  25  vango, vonga

Updated on 2025/07/29