| Entry | 1 vandrinina |
| Root | 2 vandrina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Examples |
4 Fa ny bera koa nampiseho ny haranitry ny nifiny, ary izay rehetra novandrininy ka lehibe noho izy sy nahery tahaka azy, dia nanao toy izany, ka nihemotra izy.
[2.5]
|
| Morphology |
|
| Other spellings | 8 bandrinina |
| Updated on 2025/09/10 |
|