Entry valona
Part of speech noun
Malagasy definition Famoretana lamba na fitafiana izay kendrena hilamina tsara; fandaminana sy fitehirizana ao anaty vata ny fitafiana tsy anaovana matetika [Rajemisa 1985]
French definition pli [SLP 1986]
Derivations 

2012/09/25