| Entry | 1 mivalona |
| Root | 2 valona |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Miforitra milamina tsara: Efa mivalona izao ny lambako ka aza kasihina intsony
5 Tehirizina na atokana ho an' ny andro iray: Tsy foiko hampindramina io fa lamba mivalona [1.1] |
| Explanations in French |
6 plié
[1.13] |
| Morphology |
|
| Anagrams | mivalona, 10 mivolana, mivolàna |
| Updated on 2025/11/27 |
|