|
|
|
|

Entry1  valoambinifolo
Elementary words  2 valo, 3 amby, 4 folo
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6 jereo valo ambin' ny folo. [0]
Examples  7  valoambinifolo no tontalinay teo. [2.366#]
8  Noraisiko tamim-pifaliana ny hanao izany satria hatramin' izao dia tsy misy boky mitantara ny foko valoambinifolo eto Madagasikara voasoratra amin' ny' teny malagasy afa-tsy ity irery. [2.508#]
Vocabulary  9  Mathematics: arithmetic

Updated on 2025/10/11