|
|
|
|

Entry (1/3)1  valisoa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana [1.1]
Explanations in French  4 récompense [1.13]
Examples  5  Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. [2.643]
6  Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [2.445]
7  Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [2.113]

Entry (2/3)8  valisoa
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10 (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae).
11 Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Sakalava] [1.196]
Vocabulary  12  Botany
Scientific name 

Entry (3/3)13  Valisoa
Part of speech  14  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in French  15 On donne ce nom à des jeunes filles [1.196]

Anagrams  16 asa voly, 17 soavaly, 18 Valisoa, valisoa, 19 voasaly, 20 voasila

Updated on 2025/11/13