|
|
|
|

Entry1  valin' ady
Elementary words  2 valy, 3 ady
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fanarenana ny faharesena an' ady [1.1]
Examples  6  Nanao valinady ny Tanala ka nenjehiny sy nasiany ny tafika merina nody. [2.508#]

Updated on 2025/09/12