|
|
|
|

Entry1  valifaty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  [valy faty] 3 famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia [1.1]
Explanations in English  4 revenge [1.7]
Explanations in French  5 vengeance [1.8]
Examples  6  Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy. [2.470]

Anagrams  7 tafavily, valifaty

Updated on 2025/09/19