|
|
|
|

Entry1  valaketraka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 toetran' ny olona mipetraka mivalandotra, tsy manana ahiahy
4 rera-tsaina eo am-pieritreretana, tsy mahahetsika, mivarahontsana:
5 Valaketraka foana teo izahay raha nandre ny namonoan' ny sasany ny filoham-pirenena [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Names :
Synonyms  9 valahetraka

Updated on 2025/11/17