|
|
|
|

Entry1  fivalaketraka
Root  2 valaketraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny olona mivalaketraka, izany hoe mipetraka mitsivetraka fa reraky ny hakiviana [1.1]
Synonyms  5 fivalahetraka

Updated on 2025/11/17