|
|
|
|

Entry1  vaky barara
Elementary words  2 vaky, 3 barara
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga
6 Jereo bantsilana [1.1]
Explanations in English  7 confounded by the evidence [1.7]
Explanations in French  8 mis à découvert [1.8]
Examples  9  vaky barara ny laingany! [2.587]
10  Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra. [2.470]

Anagrams  11 vakibarara, vaky barara

Updated on 2025/09/12