Entry | vakoa | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Karazan-dravinala fihinana izay anaovan-tsatroka ny tsirany ary anafoana trano kosa ny raviny (Pandanus utilis) [Rajemisa 1985] | |
Vocabulary | Botany: Palm | |
Scientific name | Pandanus utilis | |
Synonyms | vakoana | |
Toponymy | ||
Entry | vakoa | |
Part of speech | adverb | |
Malagasy definition | [Taisaka] koa [Rakotosaona 1975] | |
French translation | [Taisaka] aussi [Deschamps 1936] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |