| Entry | 1 vady amboarina |
| Elementary words | 2 vady, 3 amboarina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny zanak' olo-mpirahalahy na havana akaiky ampifanambadina, na tsy sitrany ara, mba tsy hivoaka ny harena [1.1] |
| Explanations in French |
6 enfants issus de frères ou de proches parents que la famille marie ensemble, afin d'empêcher les biens de passer à une autre famille [1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|