|
|
|
|

Entry1  vadintany ambony
Elementary words  2 vady, 3 tany, 4 ambony
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 vadintany tsy misaraka amin' ny mpanjaka miara-midinika aminy ny ady tonga eo andRova, mitondra ny teniny ary mamaky heloka ny olona [1.1]

Updated on 2025/10/11