Entry vadintany
Elementary words vady ; tany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona napetraky ny mpanjaka fahiny hitana ny tany sy ny fanjakana, hitondra ny tenin' ny vahoaka ary hitsara ny ady tsy vita teo amin' ny fokonolona na teo amin' ny tompomenakely
Ankehitriny kosa, ny vadintany dia olona vita fianianana manana andraikitra hampanatanteraka ny didimpitsarana efa nivoaka [1.1]
 Olona nomena fahefana hampanatanteraka ny didim-pitsarana navoaka [1.13]
Explanations in English The name given to officers through whom all government business is communicated to the districts where they reside [1.2]
Explanations in French [ vadin-tany ] Commissionnaire, envoyé, agent remplissant les fonctions d'huissier, portant dans les districts les ordres du gouvernement [1.3]
 Huissier [1.13]
Examples Dia nalai' ny vadintany eroa Vonizongo izy, dia hoy ny faka ny vadintany: [2.48]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/17