Entry vadin-koditra (vady, hoditra)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy misaraka amin' ny hoditra, tsy azo sarahina (ny aretina dia tandra vadin-koditry ny olombelona) [Rajemisa 1985]
French definition qui va avec la peau
¶ inséparable [Abinal 1888]
Quotes 

Updated on 2020/07/31