| Entry | 1 tsy salama |
| Part of speech | 2 noun |
| Examples |
3 Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza.
[2.472]
4 Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina [2.471] |
| Updated on 2025/07/29 |
|