|
|
|
|

Entry1  tsy rony tsy ventiny
Elementary words  2 tsy, 3 ro, 4 venty
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza hatezeran' olona iray izay tsy misy antony tokony ho nahatonga azy akory; tsy hita akory izay antony [1.1]
Vocabulary  7  Emotions

Updated on 2025/09/12