Entry tsy midi-drova (tsy, iditra, rova)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31