|
|
|
|

Entry1  tsy mahomby
Elementary words  2 tsy, 3 mahomby
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1]
Examples  6  tsy mahomby miasa tany izy [1.1]
7  tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1]
8  tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1]

Updated on 2025/09/12