Entry tsy laitra
Elementary words tsy ; laitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mafy, tsy azo toherina, tsy zaka, tsy telina: Tsy laitra ny ngidin' ny fahoriana ~ Tsy laitra andrahoina (tsy mety malemy raha andrahoina fa mafy foana) [1.1]
Compound words 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/06/14