| Entry | 1 tsy hisara-mianakavy anie |
| Elementary words | 2 misaraka, 3 mianakavy, 4 anie |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|