Entry mianakavy (anaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [Rajemisa 1985]
Explanations in French ceux qui composent la famille, la parenté [Abinal 1888]
 toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Synonyms mpianakavy
Examples 
1Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [Andraina: I Vola, page 88]
2Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 7]
3Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy. [Rabary: Daty, page 145]
Quotes 

Updated on 2021/01/26