|
|
|
|

Entry1  tsy ankanavaka
Elementary words  2 tsy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  [tsy an-kanavaka] 4 rehetra rehetra, daholo. [1.1]
Explanations in French  [tsy an-kanavaka] 5 indistinctement, sans faire de diffĂ©rence. [1.3]
Examples  6  Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra tsy ankanavaka. [2.996]
7  Tezitra koa anefa, tsy tezitra amin' ilay Vazaha niasany maina ihany, fa tezitra amin' ny Vazaha rehetra tsy ankanavaka. [2.472]
8  Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. [2.296]

Updated on 2025/09/12