| Entry | 1 tsivakivolo | 
| Elementary words | 2 tsy, 3 vaky, 4 volo | 
| Part of speech | 5 noun | 
| Explanations in Malagasy | 6   jereo tsy vaky volo [3.1] | 
| Examples | 7   hampiray an' Imerina tsivakivolo.
[2.113#] 8 Mifantoka eny amin'ny manam-pahaizana vokatry ny taniny ny mason'ny Malagasy tsivakivolo. [2.503#] 9 ni, dia nandresy ny Menalamba teto Imerina ary naka ireo tany mbola tsy nanjakan' ny Ambaniandro mba hampiray an' i Madagasikara tsivakivolo eo ambany fitondran' i Frantsa. [2.113#] | 
| Other spellings | 10 tsyvakyvolo | 
| Anagrams | 11 tsivakivolo, 12 tsy vaky volo | 
| Updated on 2025/09/12 |   |