Entry tsirambina
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina
¶ Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy. [Rajemisa 1985]
 tsy misy fitandremana [SLP 1986]
French definition négligence [SLP 1986]
Derivations 
Examples 
1Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]
2Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]

2013/07/29