Entry tsipi-mirahale (tsipika)
Part of speech expression
Malagasy definition biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray [SLP 1986]
French translation courbe isohyète [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms soritra mirahale

Updated on 2020/07/31