| Entry | 1 tsiomeroa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan' akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana)
[1.1] |
| Explanations in French |
4 (de tsy : négation ; omeo : donnez (impératif) ; et roa : deux ; « n'en donnez pas deux » ; une seule de ces bananes suffit, car elles sont très grosses).
5 Musa sapientum L. (Musaceae). 6 Banane à cuire dite en français « banane plantain ». 7 Nom donné aux variétés à très gros fruits. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Examples |
8 tsy ontsy aho ka tsiomeroa : tsy zavona aho ka hanenika ny tany
[2.69#10]
|
| Vocabulary | 9 Botany: fruit |
| Scientific name |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|