Entry mitsioka (tsioka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mifofofofo tsy dia mafy loatra: Mitsioka ny rivotra rehefa harivariva eny amorondrano [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitsioka
nitsioka
hitsioka

Entry mitsioka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] mitsoka [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mitsoka anjombona [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06