| Entry | 1 tsinjovy |
| Root | 2 tsinjo |
| Part of speech | 3 imperative of passive verb tsinjovina [Full list] |
| Examples |
4 tsinjovy ny zandrinao (Veillez sur votre cadet)
[1.3#780]
5 tsinjovy kely ny ondry, sao homana ny vomanga 6 tsinjovy kely ange iretsy ombinay erý an-dohasaha e! [1.1] 7 tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka [1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|