|
|
|
|

Entry1 tsinjovina
Root  2tsinjo
Part of speech  3 passive verb
Explanations in Malagasy  4 Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!
Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka [1.1]
Explanations in French  5 Qu'on regarde en bas, au loin
figuré: sur qui on veille [1.3#780]
Examples  6 Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga. [2.445#]
7 Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina. [2.996]
Morphology 
8 Present :
9 Past :
10 Future :
11 Imperative :
Proverbs  12 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02