|
|
|
|

Entry1  tsinjo voron' i Mazoto
Elementary words  2  tsinjo, 3  vorona, 4  mazoto
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  enti-milaza ireo mikendrikendry na mijerijery lavitra fotsiny raha misy haza tetehina ho azo; kanefa nony misy mahazo, manantena ny hiombona amin' ilay nahazo [1.1]
Proverbs  7  Proverbs containing the word tsinjo voron' i Mazoto

Updated on 2025/09/12