| Entry | 1 tsingarangadona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazam-balala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin' ny tany be vato misy kotofohin' ahitra na dombato, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany
[1.1] |
| Examples |
4 tsingarangadona fa nidona valalanamboa fa nitsipika [2.131] |
| Vocabulary | 5 Zoology: invertebrates |
| Updated on 2025/09/12 |
|