| Entry | 1 tsinam-bolana |
| Elementary words | 2 tsinana, 3 volana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 volana vaovao [1.1] |
| Explanations in English |
6 the new moon [1.7] |
| Explanations in French |
7 la nouvelle lune [1.8] |
| Examples |
8 Ka tsy mba misy ao aminy ny mamono roa amin'ny tsinambolana fa amin' ny fandehan' ny masoandro.
[1.381#]
|
| Vocabulary | 9 Astronomy |
| Updated on 2025/09/12 |
|