| Entry | 1 tsimpona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fakana zavatra tsy indray mandeha fa imbetsaka; fandraisana tsirairay hatrany; fantina; fifantenana zavatra, tsy fakana betsaka fa tokana hatrany [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 16 mpiantso, 17 tsimpona |
| Updated on 2025/09/19 |
|