|
|
|
|

Entry1  fitsimpona
Root  2 tsimpona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mitsimpona, izany hoe maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Atoroy azy ange, ry Ikoto, ny fitsimpona akotry a [1.1]

Updated on 2026/02/04