| Entry | 1 atsilany |
| Root | 2 tsilany |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsilaneso io zaza io Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io vilany io fa hatsilany [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 ala tsiny, 10 atsilany, 11 tsiniala |
| Updated on 2025/09/12 |
|