Entry | 1 tsikitsiky |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsiky |
Explanations in French |
4 [1.3#767] [duplicatif fréquentatif] |
Examples |
5 [2.1022] tsikitsiky feno hambo, toky tsy mba haiko voasana: 'Zay no toetra namakiany 'zany aloky ny fasana.
6 [2.296] Ary tandrinao moa ilay fomban' ny Malagasy hafa kely arahin-tsikitsiky mody mianina sy mody afa-po izay? 7 [2.499] Bonjour, Mademoiselle, hoy izy tamin' ny feo feno fanajana narahin' ny tsikitsiky sy endrika miramirana. |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |