|
|
|
|

Entry1  tsikiloina
Root  2 tsikilo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao ara-maso: Tsikiloin' io olona io daholo izay rehetra ataoko
5 Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikiloin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10 tsikilovina

Updated on 2025/11/17