| Entry | 1 tsikanina | 
| Root | 2 kanina | 
| Part of speech | 3 noun | 
| Explanations in Malagasy | 4   Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo [1.1] | 
| Derivatives | 
 | 
| Synonyms | 22 kanina | 
| Anagrams | 23 antsinika, 24 ny antsika, 25 tankisina, 26 tsikanina, 27 tsinanika | 
| Updated on 2025/09/19 |   |