Entry tsikalana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] tapa-kazo atao hidin-trano [Rakotosaona 1972]
   Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata
¶ Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [Rajemisa 1985]
French definition   liteaux, cale [SLP: Voambolana]
Derivations  
Synonyms   tsikala

Entry tsikalàna (tsikala)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity [Rajemisa 1985]
Morphology  
tsikalàna
tsikalàko
tsikalànao
tsikalàny
tsikalàntsika
tsikalànay
tsikalànareo
tsikalàn'
tsikalàn-
tsikalàm-
tsikalà-
notsikalàna
notsikalàko
notsikalànao
notsikalàny
notsikalàntsika
notsikalànay
notsikalànareo
notsikalàn'
notsikalàn-
notsikalàm-
notsikalà-
hotsikalàna
hotsikalàko
hotsikalànao
hotsikalàny
hotsikalàntsika
hotsikalànay
hotsikalànareo
hotsikalàn'
hotsikalàn-
hotsikalàm-
hotsikalà-
tsikalao
Other spellings  

2013/09/24