| Entry | 1 tsikala |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikala ao ambanin' ny vata.
4 Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 23 tsikalana |
| Anagrams | 24 kalsita, 25 lastika, 26 litsaka, 27 tsikala |
| Updated on 2025/09/19 |
|