|
|
|
|

Entry1  fitsatohana
Root  2 tsatoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan' ny antsy eo amin' ny tendan' ny omby
5 Filentehana miraikitra tsy afa-mihetsika: Ny tsy fitsatohan' itỳ andry itỳ tsara no mampihozongozona azy
6 Fijoroana tsy mihetsika na fijaridinana, fijanonana ela miandry: Sorena aoka izany aho tom in' ny fitsatohako teo amoron-dalana adiny iray maninjitra niandry anao [1.1]

Anagrams  fitsatohana, 7 fitsotahana

Updated on 2025/09/12