|
|
|
|

Entry1  tsara fo
Elementary words  2 tsara, 3 fo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ny olona miramirana, tsy mba tezitezi-poana ary mora mamela ny hadisoan' ny sasany taminy. [1.1]

Anagrams  6 fatsora, 7 fosatra, 8 safotra, 9 tsara fo

Updated on 2025/09/12