| Entry | 1 tsaporitika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin' ny lobolobo iva; ny fanenony dia miretidretika mitovitovy tantana, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1] |
| Explanations in French |
4 petit oiseau semblable au tsikirity [1.54] |
| Vocabulary | 5 Zoology: birds |
| Updated on 2025/09/12 |
|